1 Mpanjaka 22:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary hoy ny mpanjakan’ny Israely tamin’i Josafata: “Mody hanao olon-kafa aho ka hirotsaka ao amin’ny ady,+ fa ianao kosa anaovy ny akanjom-boninahitrao.”+ Koa mody nanao olon-kafa+ tokoa ny mpanjakan’ny Israely, ka nirotsaka tao amin’ny ady.+
30 Ary hoy ny mpanjakan’ny Israely tamin’i Josafata: “Mody hanao olon-kafa aho ka hirotsaka ao amin’ny ady,+ fa ianao kosa anaovy ny akanjom-boninahitrao.”+ Koa mody nanao olon-kafa+ tokoa ny mpanjakan’ny Israely, ka nirotsaka tao amin’ny ady.+