Deoteronomia 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Mametraha mpitsara+ sy mpiadidy+ ho anao eo amin’ny vavahadinao, ao amin’izay tanàna rehetra omen’i Jehovah Andriamanitrao anao araka ny fokonao. Ary hitsara ny olona araka ny rariny ireo. Deoteronomia 25:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Raha misy olona mifanditra+ ka tonga mba hotsaraina,+ dia hotsaraina tokoa izy ireo ka hambara ho marina izay marina, ary homelohina izay meloka.+
18 “Mametraha mpitsara+ sy mpiadidy+ ho anao eo amin’ny vavahadinao, ao amin’izay tanàna rehetra omen’i Jehovah Andriamanitrao anao araka ny fokonao. Ary hitsara ny olona araka ny rariny ireo.
25 “Raha misy olona mifanditra+ ka tonga mba hotsaraina,+ dia hotsaraina tokoa izy ireo ka hambara ho marina izay marina, ary homelohina izay meloka.+