1 Mpanjaka 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nisy tilikambo fidirana+ teo anoloan’ny tempolin’ilay trano sady niraikitra tamin’ny sakan’ilay trano: Roapolo hakiho ny lavany, folo hakiho ny sakany, ary teo anoloan’ilay trano no nisy azy. 2 Tantara 29:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nanidy ny varavaran’ny+ tilikambo fidirana koa izy ireo, ary tsy nandrehitra ny jiro.+ Tsy nandoro emboka manitra izy ireo,+ na nanolotra fanatitra dorana ho an’Andriamanitry ny Israely+ tao amin’ny toerana masina.
3 Nisy tilikambo fidirana+ teo anoloan’ny tempolin’ilay trano sady niraikitra tamin’ny sakan’ilay trano: Roapolo hakiho ny lavany, folo hakiho ny sakany, ary teo anoloan’ilay trano no nisy azy.
7 Nanidy ny varavaran’ny+ tilikambo fidirana koa izy ireo, ary tsy nandrehitra ny jiro.+ Tsy nandoro emboka manitra izy ireo,+ na nanolotra fanatitra dorana ho an’Andriamanitry ny Israely+ tao amin’ny toerana masina.