FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 16:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ekeo fa be voninahitra ny anaran’i Jehovah,+

      Mitondrà fanomezana ary midira eo anatrehany.+

      Miankohofa eo anatrehan’i Jehovah amin’ny fitafiana masina.+

  • Salamo 29:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Ekeo fa be voninahitra ny anaran’i Jehovah.+

      Miankohofa eo anatrehan’i Jehovah amin’ny fitafiana masina.+

  • Salamo 96:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Miankohofa eo anatrehan’i Jehovah amin’ny fitafiana masina.+

      Matahora* azy, ry mponin’ny tany manontolo!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara