21 Ary naka hevitra+ tamin’ny olona i Josafata. Koa nataony teo alohan’ny miaramila ny mpihira+ ho an’i Jehovah sy ny mpanao fiderana+ izay nanao fitafiana masina.+ Ary nandeha teo alohan’ny miaramila+ ireo sady nanao hoe: “Miderà an’i Jehovah,+ fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana.”+