1 Tantara 9:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Indraindray dia tsy maintsy tonga mba hiaraka aminy fito+ andro, ireo rahalahiny nonina teny amin’ny tanàna kely. Lioka 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nanao ny asa fisoronana teo anatrehan’Andriamanitra i Zakaria, araka ny nanendrena ny fizarana+ nisy azy.
25 Indraindray dia tsy maintsy tonga mba hiaraka aminy fito+ andro, ireo rahalahiny nonina teny amin’ny tanàna kely.
8 Nanao ny asa fisoronana teo anatrehan’Andriamanitra i Zakaria, araka ny nanendrena ny fizarana+ nisy azy.