-
2 Tantara 23:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Dia nanao araka izay rehetra nandidian’i Joiada+ mpisorona ny Levita sy ny Joda rehetra,+ ka samy naka an’izay olom-peheziny, dia izay niditra tamin’ny andro sabata sy izay nivoaka tamin’ny andro sabata.+ Tsy nisy navelan’i Joiada mpisorona hody mantsy izy ireo na inona na inona fizarana+ nisy azy.
-