FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 11:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary tamin’ny taona fahafito dia nampanalain’i Joiada+ ny lehiben’ny zato tamin’ny Karianina+ mpiaro ny mpanjaka sy ny lehiben’ny mpihazakazaka,+ ka nentiny nankany aminy tao an-tranon’i Jehovah. Dia nanao fifanekena+ tamin’izy ireo izy, ary nampianiana+ azy ireo tao an-tranon’i Jehovah. Avy eo dia nasehony azy ireo ilay zanaky ny mpanjaka.

  • 2 Tantara 23:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary tamin’ny taona fahafito, dia nisikina herim-po i Joiada+ ka nanao fifanekena tamin’ireo lehiben’ny zato,+ dia i Azaria zanak’i Jerohama sy Ismaela zanak’i Johanana sy Azaria zanak’i Obeda sy Mahaseia zanak’i Adaia ary Elisafata zanak’i Zikry.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara