FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 8:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hoy koa izy: “Izao no ho zo ara-dalàna+ hananan’izay ho mpanjakanareo: Halainy ho azy ny zanakareo lahy,+ ka hataony eny amin’ny kalesiny+ sy miaraka amin’ny mpitaingin-tsoavaliny,+ ary ny sasany hihazakazaka eo alohan’ny kalesiny.+

  • 1 Samoela 22:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia hoy ny mpanjaka tamin’ireo mpihazakazaka+ teo akaikiny: “Mihodìna, ka vonoy ho faty ireo mpisoron’i Jehovah ireo, fa momba an’i Davida koa ny tanan’ireo sady efa fantatr’ireo fa nandositra izy, nefa tsy nolazainy tamiko izany!”+ Tsy nety naninjitra ny tanany hamely an’ireo mpisoron’i Jehovah anefa ny mpanompon’ny mpanjaka.+

  • 2 Samoela 18:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary hoy i Ahimaza+ zanak’i Zadoka: “Mba avelao re aho hihazakazaka hilaza ny vaovao amin’ny mpanjaka, fa efa nitsara azy i Jehovah mba hanafaka azy eo an-tanan’ny fahavalony.”+

  • 1 Mpanjaka 14:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Koa nanao ampinga varahina ho solon’ireny i Rehoboama Mpanjaka, ka nametraka izany ho andraikitr’ireo lehiben’ny mpihazakazaka,+ dia ireo mpiambina ny fidirana mankao an-tranon’ny mpanjaka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara