FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 18:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary nanao fifanekena i Jonatana sy Davida,+ satria tia azy toy ny tenany+ mihitsy i Jonatana.

  • 2 Mpanjaka 23:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia nijoro teo akaikin’ny andry+ ny mpanjaka ka nanao fifanekena+ teo anatrehan’i Jehovah, fa hanaraka+ an’i Jehovah sady hitandrina ny didiny+ sy ny fampahatsiahivany+ ary ny lalàny+ amin’ny fony manontolo+ sy ny tenany manontolo,+ ary hanatanteraka izay voalazan’ilay fifanekena voasoratra tao amin’ilay boky.+ Dia nanaiky hiditra tamin’ilay fifanekena ny olona rehetra.+

  • 2 Tantara 15:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nanao fifanekena+ koa izy ireo fa hitady an’i Jehovah Andriamanitry ny razany amin’ny fony manontolo sy ny tenany manontolo,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara