FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 11:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Avy eo dia nasain’i Joiada nanao fifanekena+ tamin’i Jehovah+ ny mpanjaka+ sy ny vahoaka, mba hanaporofoan’izy ireo fa olon’i Jehovah izy ireo. Nasainy nanao fifanekena tamin’ny mpanjaka koa ny vahoaka.+

  • 2 Tantara 34:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Dia nijoro teo amin’izay nisy azy+ ny mpanjaka ka nanao fifanekena+ teo anatrehan’i Jehovah, fa hanaraka an’i Jehovah sy hitandrina ny didiny+ sy ny fampahatsiahivany+ ary ny fitsipiny+ amin’ny fony manontolo+ sy ny tenany manontolo,+ ary hanatanteraka+ izay voalazan’ilay fifanekena voasoratra tao amin’ilay boky.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara