1 Mpanjaka 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary nisy haingony+ niendrika voatango+ teo ambany molony manodidina azy, ka voatango folo isaky ny iray hakiho no nanodidina an’ilay ranomasina.+ Roa andalana ilay haingony niendrika voatango sady niara-narendrika tamin’ilay ranomasina.
24 Ary nisy haingony+ niendrika voatango+ teo ambany molony manodidina azy, ka voatango folo isaky ny iray hakiho no nanodidina an’ilay ranomasina.+ Roa andalana ilay haingony niendrika voatango sady niara-narendrika tamin’ilay ranomasina.