Eksodosy 37:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Avy eo dia nataony tamin’ny volamena tsy misy fangarony ny fitaovana hapetraka eo ambonin’ilay latabatra, izany hoe ny vilia sy ny kaopy mbamin’ny vilia baolina sy ny zinga handrarahana ny fanatitra zava-pisotro.+ Nomery 7:84 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 84 Ireo no fanatitra avy tamin’ny mpiadidy+ teo amin’ny Israely rehefa notokanana ny alitara,+ tamin’ny andro nanosorana azy io: Vilia volafotsy roa ambin’ny folo, vilia baolina volafotsy+ roa ambin’ny folo, kaopy volamena roa ambin’ny folo.
16 Avy eo dia nataony tamin’ny volamena tsy misy fangarony ny fitaovana hapetraka eo ambonin’ilay latabatra, izany hoe ny vilia sy ny kaopy mbamin’ny vilia baolina sy ny zinga handrarahana ny fanatitra zava-pisotro.+
84 Ireo no fanatitra avy tamin’ny mpiadidy+ teo amin’ny Israely rehefa notokanana ny alitara,+ tamin’ny andro nanosorana azy io: Vilia volafotsy roa ambin’ny folo, vilia baolina volafotsy+ roa ambin’ny folo, kaopy volamena roa ambin’ny folo.