23Ary tamin’ny taona fahafito, dia nisikina herim-po i Joiada+ ka nanao fifanekena tamin’ireo lehiben’ny zato,+ dia i Azaria zanak’i Jerohama sy Ismaela zanak’i Johanana sy Azaria zanak’i Obeda sy Mahaseia zanak’i Adaia ary Elisafata zanak’i Zikry.
10 Andriamanitra mantsy tsy mba tsy marina ka hanadino izay nataonareo, sy ny fitiavana nasehonareo ho an’ny anarany,+ tamin’ny nikarakaranareo sady mbola ikarakaranareo ny olona masina.+