Levitikosy 26:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Dia hifamingana toy ny mandositra sabatra izy ireo, na dia tsy misy mpanenjika aza. Ary tsy ho voatohitrareo ny fahavalonareo,+ Deoteronomia 32:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ataon’ny olon-tokana ahoana no fanenjika arivo,Ary ataon’ny roa lahy ahoana no fampandositra iray alina?+Raha tsy hoe ny Vatolampiny ihany angaha no efa nivarotra azy+ tamin’ireny,Ary i Jehovah no efa nanolotra azy teo an-tanan’ireny.
37 Dia hifamingana toy ny mandositra sabatra izy ireo, na dia tsy misy mpanenjika aza. Ary tsy ho voatohitrareo ny fahavalonareo,+
30 Ataon’ny olon-tokana ahoana no fanenjika arivo,Ary ataon’ny roa lahy ahoana no fampandositra iray alina?+Raha tsy hoe ny Vatolampiny ihany angaha no efa nivarotra azy+ tamin’ireny,Ary i Jehovah no efa nanolotra azy teo an-tanan’ireny.