FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 8:61
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 61 Ary aoka ho amin’ny fo manontolo+ no hanompoanareo an’i Jehovah Andriamanitsika, ka mandehana araka ny fitsipiny ary tandremo ny didiny, toy ny amin’izao andro izao.”

  • 1 Mpanjaka 11:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Rehefa antitra i Solomona,+ dia voatarik’ireny+ vadiny ireny hanaraka andriamani-kafa+ ny fony. Ary tsy nifikitra tanteraka+ tamin’i Jehovah Andriamaniny ny fony, tsy mba hoatran’ny fon’i Davida rainy.

  • 2 Mpanjaka 14:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah foana izy,+ saingy tsy toy ny nataon’i Davida razambeny.+ Toy izay rehetra nataon’i Joasy rainy no nataony.+

  • Salamo 78:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Tsy mba nifikitra tanteraka taminy ny fon’izy ireo.+

      Nivadika tamin’ny fifanekena nataony taminy koa izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara