FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 24:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah+ foana i Joasy,+ nandritra ny androm-piainan’i Joiada mpisorona.+

  • 2 Tantara 24:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa nafoin’izy ireo ny tranon’i Jehovah Andriamanitry ny razany. Ary nanompo ny tsato-kazo masina+ sy ny sampy+ izy ireo. Dia tezitra tamin’ny Joda sy Jerosalema Andriamanitra noho izany helok’izy ireo izany.+

  • Zakaria 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “‘Aza manahaka ny razanareo,+ izay nitenenan’ny mpaminany fahiny+ hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Mialà amin’ny lalan-dratsinareo sy ny ratsy fanaonareo, ka miverena amiko.’”’+

      “‘Tsy nihaino anefa izy ireo, ary tsy niraharaha izay nolazaiko’,+ hoy i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara