Deoteronomia 24:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Ny ray tsy tokony hovonoina ho faty noho ny fahotan’ny zanaka, ary ny zanaka tsy hovonoina ho faty noho ny fahotan’ny ray,+ fa hovonoina ho faty noho ny fahotany avy ny tsirairay.+
16 “Ny ray tsy tokony hovonoina ho faty noho ny fahotan’ny zanaka, ary ny zanaka tsy hovonoina ho faty noho ny fahotan’ny ray,+ fa hovonoina ho faty noho ny fahotany avy ny tsirairay.+