2 Tantara 25:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Rehefa niverina avy namely ny Edomita anefa i Amazia, dia nentiny ireo andriamanitry+ ny taranak’i Seira ka nataony andriamaniny.+ Dia niankohoka teo anatrehan’ireny izy,+ ka nanolotra setroka ho sorona ho an’ireny.+
14 Rehefa niverina avy namely ny Edomita anefa i Amazia, dia nentiny ireo andriamanitry+ ny taranak’i Seira ka nataony andriamaniny.+ Dia niankohoka teo anatrehan’ireny izy,+ ka nanolotra setroka ho sorona ho an’ireny.+