FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’i Jehovah,+ dia natolony teo an-tanan’ny mpandroba izy ireo ka voaroba.+ Ary namidin’Andriamanitra ho eo an-tanan’ny fahavalony manodidina izy ireo,+ ka tsy nahatohitra an’ireny intsony.+

  • 2 Tantara 33:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Farany, dia nentin’i Jehovah hanafika azy ireo+ ny lehiben’ny tafiky ny mpanjakan’i Asyria.+ Koa nosamborin’izy ireo tany an-tsefatsefaky ny harambato+ i Manase, ka nasiany gadra+ varahina roa ny tongony, ary nentiny tany Babylona izy.

  • 2 Tantara 36:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa nentin’Andriamanitra niakatra namely azy ireo ny mpanjakan’ny Kaldeanina,+ izay namono ny zatovon’izy ireo tamin’ny sabatra+ tao amin’ny toerana masina.+ Tsy nisy nananany antra, na ny tovolahy na ny virjiny, na ny antitra na ny osa.+ Natolotr’Andriamanitra teo an-tanany daholo ny zava-drehetra.

  • Salamo 76:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Hataony tsinontsinona ny reharehan’ny mpitarika,+

      Ary atahoran’ny mpanjakan’ny tany izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara