15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mitandrina tsara ny didiny rehetra sy ny lalàny izay andidiako anao anio, dia ho tonga aminao ireto ozona rehetra ireto, ka hahatratra anao:+
18 Koa nafoin’izy ireo ny tranon’i Jehovah Andriamanitry ny razany. Ary nanompo ny tsato-kazo masina+ sy ny sampy+ izy ireo. Dia tezitra tamin’ny Joda sy Jerosalema Andriamanitra noho izany helok’izy ireo izany.+