1 Tantara 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ny efatra arivo ho mpiandry vavahady,+ ary ny efatra arivo ho mpidera+ an’i Jehovah amin’ny zavamaneno+ izay nolazain’i Davida hoe: “Nataoko hiderana Azy ireto.” Salamo 150:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Derao izy amin’ny fitsofana anjombona.+Derao amin’ny lokanga sy ny harpa+ izy. Isaia 38:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Avia hamonjy ahy, Jehovah ô!+ Dia hotendrenay amin’ny lokanga ny feon-kira noforoniko,+Eny, hotendrenay mandritra ny androm-piainanay ao an-tranon’i Jehovah.’”+
5 ny efatra arivo ho mpiandry vavahady,+ ary ny efatra arivo ho mpidera+ an’i Jehovah amin’ny zavamaneno+ izay nolazain’i Davida hoe: “Nataoko hiderana Azy ireto.”
20 Avia hamonjy ahy, Jehovah ô!+ Dia hotendrenay amin’ny lokanga ny feon-kira noforoniko,+Eny, hotendrenay mandritra ny androm-piainanay ao an-tranon’i Jehovah.’”+