1 Tantara 15:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary nampiakatra ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah ny Israelita rehetra, sady nanao horakora-pifaliana+ narahina feon’anjombona+ sy trompetra+ ary kipantsona.+ Nitendry lokanga sy harpa+ koa izy ireo ka nanakoako ny mozika. Salamo 81:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsofy ny anjombona, rehefa tsinam-bolana+Sy rehefa fenomanana, fa fety ny andro.+ Salamo 98:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsofy ny trompetra sy ny anjombona,+Ka manaova horakora-pandresena eo anatrehan’ny Mpanjaka, dia i Jehovah.
28 Ary nampiakatra ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah ny Israelita rehetra, sady nanao horakora-pifaliana+ narahina feon’anjombona+ sy trompetra+ ary kipantsona.+ Nitendry lokanga sy harpa+ koa izy ireo ka nanakoako ny mozika.
6 Tsofy ny trompetra sy ny anjombona,+Ka manaova horakora-pandresena eo anatrehan’ny Mpanjaka, dia i Jehovah.