FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 10:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Ary amin’ny andro ifalianareo,+ sy amin’ny fotoanan’ny fetinareo,+ ary isaky ny fiandohan’ny volana,+ dia hitsoka trompetra eo ambonin’ny fanatitra dorana+ sy ny sorona iombonana+ atolotrareo ianareo. Ho fampahatsiarovana ho anareo eo anatrehan’Andriamanitrareo ny fampiasana ny trompetra. Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.”+

  • 1 Tantara 15:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary nampiakatra ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah ny Israelita rehetra, sady nanao horakora-pifaliana+ narahina feon’anjombona+ sy trompetra+ ary kipantsona.+ Nitendry lokanga sy harpa+ koa izy ireo ka nanakoako ny mozika.

  • 2 Tantara 29:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia nasain’i Hezekia natolotra teo amin’ny alitara ny fanatitra dorana. Ary tamin’ny fotoana nanombohan’ny fanatitra dorana, dia natomboka koa ny hira+ ho an’i Jehovah. Notsofina koa ny trompetra, izay nampifanarahina tamin’ny feon’ireo zavamaneno namboarin’i Davida mpanjakan’ny Israely.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara