FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 10:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ireo mpisorona zanakalahin’i Arona no hitsoka azy,+ ary ho lalàna ho anareo mandritra ny fotoana tsy voafetra, hatramin’ny taranakareo fara mandimby, ny fampiasana ireo trompetra ireo.

  • 1 Tantara 15:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 ary i Sebania, Josafata, Netanela, Amasay, Zakaria, Benaia, ary Eliezera, izay mpisorona nitsoka mafy ny trompetra+ teo anoloan’ny Vata masin’Andriamanitra; ary i Obeda-edoma sy Jehia, mpiandry vavahadin’ny toerana nisy ny Vata.

  • 2 Tantara 5:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 sy ny Levita+ mpihira notarihin’i Asafa+ sy Hemana+ sy Jedotona+ sy ny zanak’izy ireo ary ny rahalahiny, eny, ny Levita notarihin’izy rehetra. Nanao akanjo vita tamin’ny lamba tena tsara izy ireo, sady nitondra kipantsona+ sy lokanga+ ary harpa.+ Ary nitsangana teo atsinanan’ny alitara izy rehetra, niaraka tamin’ny mpisorona roapolo amby zato izay nitsoka trompetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara