FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 31:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia nirahin’i Mosesy hiantafika ireo arivo lahy isam-poko ireo, niaraka tamin’i Finehasa+ zanak’i Eleazara mpisorona, izay nitondra ny fitaovana masina sy ny trompetra+ fanairana.

  • 1 Tantara 15:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 ary i Sebania, Josafata, Netanela, Amasay, Zakaria, Benaia, ary Eliezera, izay mpisorona nitsoka mafy ny trompetra+ teo anoloan’ny Vata masin’Andriamanitra; ary i Obeda-edoma sy Jehia, mpiandry vavahadin’ny toerana nisy ny Vata.

  • 1 Tantara 16:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 ary i Benaia sy Jahaziela mpisorona, no nitsoka mandrakariva ny trompetra+ teo anoloan’ny Vata misy ny fifanekena nataon’Andriamanitra.

  • 2 Tantara 29:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Koa nijoro ireo Levita nitondra ny zavamaneno+ namboarin’i Davida, ary nijoro koa ireo mpisorona nitondra ny trompetra.+

  • Nehemia 12:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 sy ny sasany tamin’ny taranaky ny mpisorona izay nitondra trompetra,+ dia i Zakaria, zanak’i Jonatana, zanak’i Semaia, zanak’i Matania, zanak’i Mikaia, zanak’i Zakora,+ zanak’i Asafa,+

  • Nehemia 12:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 sy ireo mpisorona, izany hoe i Eliakima, Mahaseia, Miniamina, Mikaia, Elioenay, Zakaria, ary Hanania, izay samy nitondra trompetra,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara