2 Tantara 19:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nisy zavatra tsara+ nataonao ihany anefa, satria nesorinao teto amin’ity tany ity ny tsato-kazo masina,+ ary nomaninao ny fonao hitady an’ilay tena Andriamanitra.”+ Ezra 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nanomana+ ny fony mantsy i Ezra mba handinika sy hitandrina+ ny lalàn’i Jehovah,+ ary hampianatra+ ny fitsipika+ sy ny rariny+ eo amin’ny Israely. Salamo 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Handre ny fitalahoan’ny mpandefitra ianao+ Jehovah ô,Ary hampiomana ny fony.+Hanongilan-tsofina hihaino ianao,+
3 Nisy zavatra tsara+ nataonao ihany anefa, satria nesorinao teto amin’ity tany ity ny tsato-kazo masina,+ ary nomaninao ny fonao hitady an’ilay tena Andriamanitra.”+
10 Nanomana+ ny fony mantsy i Ezra mba handinika sy hitandrina+ ny lalàn’i Jehovah,+ ary hampianatra+ ny fitsipika+ sy ny rariny+ eo amin’ny Israely.
17 Handre ny fitalahoan’ny mpandefitra ianao+ Jehovah ô,Ary hampiomana ny fony.+Hanongilan-tsofina hihaino ianao,+