2 Tantara 32:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary nanendry mpitari-tafika+ hifehy ny vahoaka izy, ka namory azy ireo teny an-tany malalaka+ teo akaikin’ny vavahadin’ny tanàna. Dia nampahery+ an’ireo izy ka niteny hoe:
6 Ary nanendry mpitari-tafika+ hifehy ny vahoaka izy, ka namory azy ireo teny an-tany malalaka+ teo akaikin’ny vavahadin’ny tanàna. Dia nampahery+ an’ireo izy ka niteny hoe: