Salamo 47:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa Mpanjakan’ny tany manontolo Andriamanitra.+Manaova hira fiderana, ary aoka ianareo hitandrina.+ Ohabolana 12:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hoderaina ny olona mitandrina an’izay lazainy,+ fa hohamavoina kosa ny olona fetsifetsy.+