FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 41:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Dia hoy i Farao tamin’i Josefa: “Koa satria nampahafantarin’Andriamanitra anao izany rehetra izany,+ dia tsy misy malina sy hendry tahaka anao.+

  • 1 Samoela 16:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia hoy ny iray tamin’ny mpanompo hoe: “Misy zanak’i Jese Betlehemita fantatro fa mahay mitendry harpa.+ Lehilahy matanjaka+ sy mahery fo izy sady lehilahy mpiady.+ Mahay mandaha-teny+ koa izy sady tsara bika,+ ary momba azy i Jehovah.”+

  • Lioka 16:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary noderain’ny tompony izy, na dia mpanompo tsy marina aza, satria lehilahy malina.+ Hita fa malina kokoa noho ny zanaky ny mazava+ ny zanak’ity tontolo ity, rehefa mifampiraharaha amin’ny mpiara-belona aminy.

  • Jaona 7:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Namaly ny mpiambina hoe: “Mbola tsy nisy olona niteny tahaka izany mihitsy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara