FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 25:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Dia manaova Vata amin’ny hazo akasia,+ ka roa hakiho* sy sasany ny lavany, iray hakiho sy sasany ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny haavony.

  • Nomery 10:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Koa niala teo amin’ny tendrombohitr’i Jehovah+ izy ireo ka nandeha lalana telo andro. Nialoha azy ireo foana ny Vata misy ny fifanekena+ nataon’i Jehovah, nandritra izany lalana telo andro izany, mba hitady toeram-pialan-tsasatra ho azy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara