- 
	                        
            
            2 Tantara 31:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
31 Raha vao vitan’izy ireo izany rehetra izany, dia lasa nankany amin’ireo tanànan’i Joda+ ny Israelita rehetra+ teo, ka nopotehiny ny tsangambato masina,+ sady nokapainy ny tsato-kazo masina,+ ary noravany ny toerana avo+ sy ny alitara+ nanerana an’i Joda+ sy Benjamina sy Efraima+ ary Manase,+ ka tsy nasiany niangana. Avy eo dia samy nody tany amin’ny lovany, tany amin’ny tanànany avy, ny zanak’Israely rehetra.
 
 -