FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 17:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Ary lasa natahotra an’i Jehovah ireny firenena ireny,+ nefa ny sary sokitra nataony ihany no notompoiny. Ary ny zanany sy ny zafikeliny kosa, dia toy ny nataon’ny razany ihany no nataony mandraka androany.

  • Isaia 44:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ny ambiny kosa amboariny ho andriamanitra ka ataony sary sokitra. Miondrika sy miankohoka eo anatrehan’izany izy ka mivavaka aminy hoe: “Vonjeo aho fa andriamanitro ianao.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara