Nomery 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ny andro fahefatra ambin’ny folon’ity volana ity, eo anelanelan’ny takariva roa,*+ no hikarakaranareo azy, amin’ny fotoana voatondro. Araka ny lalàna rehetra sy araka izay rehetra fanao amin’izy io no hikarakaranareo azy.”+ Josoa 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mbola nitoby tao Gilgala ny zanak’Israely, ka nitandrina ny Paska tamin’ny takarivan’ny andro fahefatra ambin’ny folon’ny volana,+ teny amin’ny lemaka karakaina any Jeriko. Ezra 6:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nankalaza ny Paska+ tamin’ny fahefatra ambin’ny folon’ny volana voalohany+ ireo avy any an-tsesitany.
3 Ny andro fahefatra ambin’ny folon’ity volana ity, eo anelanelan’ny takariva roa,*+ no hikarakaranareo azy, amin’ny fotoana voatondro. Araka ny lalàna rehetra sy araka izay rehetra fanao amin’izy io no hikarakaranareo azy.”+
10 Mbola nitoby tao Gilgala ny zanak’Israely, ka nitandrina ny Paska tamin’ny takarivan’ny andro fahefatra ambin’ny folon’ny volana,+ teny amin’ny lemaka karakaina any Jeriko.
19 Nankalaza ny Paska+ tamin’ny fahefatra ambin’ny folon’ny volana voalohany+ ireo avy any an-tsesitany.