2 Mpanjaka 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy.+ Zava-maharikoriko fanaon’ireo firenena+ noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely, no nataony. 2 Mpanjaka 23:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy, toy izay rehetra nataon’ny razany.+
2 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy.+ Zava-maharikoriko fanaon’ireo firenena+ noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely, no nataony.