1 Mpanjaka 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa omeo fo mankatò ity mpanomponao mba hitsarako+ ny olonao, sy hahaizako hanavaka ny tsara sy ny ratsy.+ Fa iza moa no mahay mitsara+ izao olonao sarotra entina* izao?”+ Ohabolana 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa i Jehovah no manome fahendrena,+ ary avy amin’ny vavany ny fahalalana sy ny fahaiza-manavaka.+ Ohabolana 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Sambatra ny olona mahita fahendrena,+ sy ny olona manana fahaiza-manavaka,+ Jakoba 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa raha misy aminareo tsy ampy fahendrena,+ aoka izy tsy hitsahatra hangataka izany amin’Andriamanitra,+ fa malala-tanana amin’ny rehetra izy sady tsy manome tsiny.+ Dia homena azy izany.+
9 Koa omeo fo mankatò ity mpanomponao mba hitsarako+ ny olonao, sy hahaizako hanavaka ny tsara sy ny ratsy.+ Fa iza moa no mahay mitsara+ izao olonao sarotra entina* izao?”+
5 Koa raha misy aminareo tsy ampy fahendrena,+ aoka izy tsy hitsahatra hangataka izany amin’Andriamanitra,+ fa malala-tanana amin’ny rehetra izy sady tsy manome tsiny.+ Dia homena azy izany.+