Deoteronomia 25:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Raha misy olona mifanditra+ ka tonga mba hotsaraina,+ dia hotsaraina tokoa izy ireo ka hambara ho marina izay marina, ary homelohina izay meloka.+ Salamo 33:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tia ny rariny sy ny hitsiny izy.+Ary heniky ny hatsaram-panahin’i Jehovah ny tany.+
25 “Raha misy olona mifanditra+ ka tonga mba hotsaraina,+ dia hotsaraina tokoa izy ireo ka hambara ho marina izay marina, ary homelohina izay meloka.+