Isaia 30:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary raha mivily miankavanana ianao na mivily miankavia,+ dia ho ren’ny sofinao ny teny avy ao aorianao hoe: “Ity no lalana+ ka andehano.” Jeremia 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Izao no nolazain’i Jehovah: “Mijanòna eny an-dalana ka mandiniha, ary anontanio hoe aiza ireo lalana fahiny ary aiza ny lalana tsara,+ ka izay no andehano+ ary mahità fahasambarana.”+ Hoy foana anefa ianareo: “Tsy handeha izahay.”+ Jeremia 42:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary i Jehovah Andriamanitrao anie hilaza aminay ny lalana tokony hizoranay sy ny zavatra tokony hataonay!”+
21 Ary raha mivily miankavanana ianao na mivily miankavia,+ dia ho ren’ny sofinao ny teny avy ao aorianao hoe: “Ity no lalana+ ka andehano.”
16 Izao no nolazain’i Jehovah: “Mijanòna eny an-dalana ka mandiniha, ary anontanio hoe aiza ireo lalana fahiny ary aiza ny lalana tsara,+ ka izay no andehano+ ary mahità fahasambarana.”+ Hoy foana anefa ianareo: “Tsy handeha izahay.”+
3 Ary i Jehovah Andriamanitrao anie hilaza aminay ny lalana tokony hizoranay sy ny zavatra tokony hataonay!”+