Genesisy 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary niseho tamin’i Abrama i Jehovah, ka niteny hoe: “Ny taranakao+ no homeko ity tany ity.”+ Avy eo i Abrama dia nanorina alitara teo ho an’i Jehovah, izay niseho taminy. Josoa 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Efa maty i Mosesy mpanompoko.+ Koa mandehana miampita an’irỳ Jordana irỳ ianao sy ity vahoaka manontolo ity, mba hiditra ao amin’ilay tany homeko ny zanak’Israely.+ 1 Mpanjaka 8:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 mba hatahorany+ anao amin’ny andro rehetra iainany eto amin’ity tany nomenao ny razanay ity!+
7 Ary niseho tamin’i Abrama i Jehovah, ka niteny hoe: “Ny taranakao+ no homeko ity tany ity.”+ Avy eo i Abrama dia nanorina alitara teo ho an’i Jehovah, izay niseho taminy.
2 “Efa maty i Mosesy mpanompoko.+ Koa mandehana miampita an’irỳ Jordana irỳ ianao sy ity vahoaka manontolo ity, mba hiditra ao amin’ilay tany homeko ny zanak’Israely.+