2 Tantara 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa ankehitriny dia hijery tokoa ny masoko+ ary ny sofiko+ hihaino tsara ny vavaka atao eto amin’ity toerana ity. 2 Tantara 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa ny mason’i+ Jehovah dia mijery eny rehetra eny manerana ny tany,+ mba hanehoany ny heriny hamonjena izay mifikitra aminy amin’ny fo+ manontolo. Hadalana mihitsy izany nataonao izany,+ ka hisy hiady aminao foana manomboka izao.”+ Salamo 11:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ao amin’ny tempoliny masina i Jehovah.+Any an-danitra ny seza fiandrianan’i Jehovah.+Ny masony mijery, eny, ny masony mandinika+ ny zanak’olombelona. Salamo 34:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny mason’i Jehovah mitsinjo ny olo-marina,+Ary ny sofiny mihaino ny antso vonjy ataon’izy ireo.+ Isaia 37:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aoka ianao hanongilan-tsofina ka hihaino,+ Jehovah ô! Ahirato ny masonao,+ Jehovah ô, ka mijere, ary henoy ny teny rehetra nampitondrain’i Sankeriba+ mba hihantsiana an’ilay Andriamanitra velona.+
15 Koa ankehitriny dia hijery tokoa ny masoko+ ary ny sofiko+ hihaino tsara ny vavaka atao eto amin’ity toerana ity.
9 Fa ny mason’i+ Jehovah dia mijery eny rehetra eny manerana ny tany,+ mba hanehoany ny heriny hamonjena izay mifikitra aminy amin’ny fo+ manontolo. Hadalana mihitsy izany nataonao izany,+ ka hisy hiady aminao foana manomboka izao.”+
4 Ao amin’ny tempoliny masina i Jehovah.+Any an-danitra ny seza fiandrianan’i Jehovah.+Ny masony mijery, eny, ny masony mandinika+ ny zanak’olombelona.
17 Aoka ianao hanongilan-tsofina ka hihaino,+ Jehovah ô! Ahirato ny masonao,+ Jehovah ô, ka mijere, ary henoy ny teny rehetra nampitondrain’i Sankeriba+ mba hihantsiana an’ilay Andriamanitra velona.+