FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 32:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Hivonona amin’ny fiadiana anefa izahay,+ sady haka toerana eo alohan’ny zanak’Israely mba hiady, mandra-pitondranay azy any amin’ny toerany, na rahoviana izany na rahoviana. Fa ny zanakay madinika kosa hitoetra ao amin’ny tanàna misy manda, mba tsy ho hitan’ny mponina eto amin’ity tany ity.

  • Deoteronomia 28:52
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 52 Ary hataony fahirano tokoa ianao ao amin’ny tanànanao rehetra, mandra-pirodan’ny mandanao manerana ny taninao, dia ireo manda avo sy voaro mafy izay nitokisanao. Eny, hataony fahirano ianao ao amin’ny tanànanao rehetra manerana ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+

  • 2 Mpanjaka 10:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Eo aminareo ny zanakalahin’ny tomponareo sy ny kalesin’ady sy ny soavaly+ sy ny tanàna voaro mafy ary ny fiadiana. Koa raha vao tonga any aminareo ity taratasy ity,

  • 2 Tantara 12:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia namabo an’ireo tanàna voaro mafy tany Joda+ izy, ka tonga hatrany Jerosalema.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara