Eksodosy 19:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary ho fanjaka-mpisorona sy ho firenena masina ho ahy ianareo.’+ Ireo no teny holazainao amin’ny zanak’Israely.” Levitikosy 25:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 “‘Aza andevozina+ ny rahalahinao izay miara-monina aminao, raha mihamahantra ka voatery mivarotra ny tenany aminao.+
6 Ary ho fanjaka-mpisorona sy ho firenena masina ho ahy ianareo.’+ Ireo no teny holazainao amin’ny zanak’Israely.”
39 “‘Aza andevozina+ ny rahalahinao izay miara-monina aminao, raha mihamahantra ka voatery mivarotra ny tenany aminao.+