FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 21:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Raha mividy mpanompolahy hebreo ianao,+ dia ho mpanompo mandritra ny enin-taona izy. Fa amin’ny taona fahafito kosa, dia hiala izy ka ho olona afaka ary tsy handoa na inona na inona.+

  • Deoteronomia 15:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Raha namidy taminao ny rahalahinao, lehilahy hebreo na vehivavy hebreo,+ ka efa nanompo anao enin-taona, dia tokony halefanao ho olona afaka izy amin’ny taona fahafito.+

  • 2 Mpanjaka 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary nisy vehivavy iray vadin’ny zanaky+ ny mpaminany, tonga nitaraina tamin’i Elisa hoe: “Maty ny vadiko mpanomponao, ary fantatrao tsara fa natahotra+ an’i Jehovah foana izy. Tonga anefa izao ny tompon-trosa+ haka ny zanako roa ho andevony.”

  • Nehemia 5:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary toy ny rahalahinay ihany izahay+ sady mitovy ihany ny zanak’izy ireo sy ny zanakay, kanefa izahay voatery handefa ny zanakay lahy sy ny zanakay vavy ho andevo,+ ary ny zanakay vavy sasany aza efa lasa andevo mihitsy. Tsy misy azonay atao satria lasan’olona ny sahanay sy ny tanimboalobokay.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara