1 Samoela 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hoy koa izy: “Izao no ho zo ara-dalàna+ hananan’izay ho mpanjakanareo: Halainy ho azy ny zanakareo lahy,+ ka hataony eny amin’ny kalesiny+ sy miaraka amin’ny mpitaingin-tsoavaliny,+ ary ny sasany hihazakazaka eo alohan’ny kalesiny.+
11 Hoy koa izy: “Izao no ho zo ara-dalàna+ hananan’izay ho mpanjakanareo: Halainy ho azy ny zanakareo lahy,+ ka hataony eny amin’ny kalesiny+ sy miaraka amin’ny mpitaingin-tsoavaliny,+ ary ny sasany hihazakazaka eo alohan’ny kalesiny.+