1 Mpanjaka 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nanana andian-tsambon’i Tarsisy+ teny an-dranomasina ny mpanjaka, niaraka tamin’ny andian-tsambon’i Hirama. Ary tonga isaky ny telo taona ny andian-tsambon’i Tarsisy, izay nitondra volamena+ sy volafotsy sy ivoara+ sy rajako ary vorombola. 2 Tantara 8:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Naniraka ny mpanompony i Hirama+ mba handefa sambo sy mpanompo nahay ranomasina,+ tany amin’i Solomona. Niaraka tamin’ny mpanompon’i Solomona nankany Ofira+ ireo, ka naka talenta+ volamena+ dimampolo sy efajato, ary nitondra izany tany amin’i Solomona Mpanjaka.+ Salamo 72:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny mpanjakan’i Tarsisy sy ny mpanjakan’ireo nosy,+Dia handoa hetra.+Ary ny mpanjakan’i Sheba sy ny mpanjakan’i Seba,Dia hanolotra fanomezana.+
22 Nanana andian-tsambon’i Tarsisy+ teny an-dranomasina ny mpanjaka, niaraka tamin’ny andian-tsambon’i Hirama. Ary tonga isaky ny telo taona ny andian-tsambon’i Tarsisy, izay nitondra volamena+ sy volafotsy sy ivoara+ sy rajako ary vorombola.
18 Naniraka ny mpanompony i Hirama+ mba handefa sambo sy mpanompo nahay ranomasina,+ tany amin’i Solomona. Niaraka tamin’ny mpanompon’i Solomona nankany Ofira+ ireo, ka naka talenta+ volamena+ dimampolo sy efajato, ary nitondra izany tany amin’i Solomona Mpanjaka.+
10 Ny mpanjakan’i Tarsisy sy ny mpanjakan’ireo nosy,+Dia handoa hetra.+Ary ny mpanjakan’i Sheba sy ny mpanjakan’i Seba,Dia hanolotra fanomezana.+