12 Ary ny hazo algoma dia nanaovan’ny mpanjaka tohana ho an’ny tranon’i Jehovah+ sy ho an’ny tranon’ny mpanjaka, ary harpa+ sy lokanga+ ho an’ny mpihira. Tsy nisy hazo algoma toy izany intsony tonga tany, na hita tany, mandraka androany.
25Ary natokan’i Davida sy ny lehiben’ny+ antoko-mpanompo+ mba hanao fanompoana ny sasany tamin’ny taranak’i Asafa sy Hemana+ ary Jedotona,+ izay naminany niaraka tamin’ny harpa+ sy ny lokanga+ ary ny kipantsona.+ Ary ireo taranaka natokana ireo no voatendry hanao fanompoana.