2 Samoela 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia nanao fety teo anatrehan’i Jehovah i Davida sy ny taranak’Israely rehetra, ka nampiasa ny karazan-javamaneno rehetra vita tamin’ny hazo zenevrie, ary nampiasa harpa+ sy lokanga+ sy ampongatapaka+ sy korintsana ary kipantsona.+ 1 Tantara 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ny efatra arivo ho mpiandry vavahady,+ ary ny efatra arivo ho mpidera+ an’i Jehovah amin’ny zavamaneno+ izay nolazain’i Davida hoe: “Nataoko hiderana Azy ireto.”
5 Dia nanao fety teo anatrehan’i Jehovah i Davida sy ny taranak’Israely rehetra, ka nampiasa ny karazan-javamaneno rehetra vita tamin’ny hazo zenevrie, ary nampiasa harpa+ sy lokanga+ sy ampongatapaka+ sy korintsana ary kipantsona.+
5 ny efatra arivo ho mpiandry vavahady,+ ary ny efatra arivo ho mpidera+ an’i Jehovah amin’ny zavamaneno+ izay nolazain’i Davida hoe: “Nataoko hiderana Azy ireto.”