FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 11:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Fa homeko foko iray ny zanany, mba hisy jiro ho an’i Davida mpanompoko foana eo anatrehako, any Jerosalema,+ ilay tanàna nofidiko ho ahy mba hametrahana ny anarako.+

  • 1 Mpanjaka 14:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Koa hoy i Jeroboama tamin’ny vadiny: “Mitsangàna re, azafady, ary mody manaova olon-kafa+ mba tsy ho fantatry ny olona hoe vadiko ianao, ka mandehana any Silo. Any mantsy i Ahia+ mpaminany, izay nilaza tamiko hoe ho mpanjakan’ity firenena ity aho.+

  • 1 Mpanjaka 14:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Noho izany, dia hahatonga loza amin’ny ankohonan’i Jeroboama aho, ka haringako daholo ny lahy rehetra+ anisan’ny ankohonany, dia ireo tsy misy mpiaro sy tsy misy ilana azy eo amin’ny Israely.+ Ary hofafako tsy hisy intsony ny ankohonan’i Jeroboama+ toy ny famafa diky,* mandra-panaisotra azy tanteraka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara