FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 15:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary tsy handainga+ ilay Hajaina Indrindra eo amin’ny Israely,+ sady tsy hanenina, satria tsy olombelona izy ka hanenina.”+

  • 2 Samoela 17:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia hoy i Absaloma sy ny lehilahy israelita rehetra: “Tsara+ noho ny torohevitr’i Ahitofela ny an’i Hosay Arkita!” I Jehovah anefa no efa nanapa-kevitra+ ny hampandamòka ny torohevitr’i+ Ahitofela, na dia tsara aza ilay izy,+ mba hampidiran’i Jehovah loza+ amin’i Absaloma.

  • 2 Mpanjaka 10:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fantaro àry fa tsy hisy ho raraka an-tany ny tenin’i Jehovah+ izay nolazain’i Jehovah hanamelohana ny ankohonan’i Ahaba,+ fa i Jehovah mihitsy no efa nanatanteraka izay nolazainy tamin’ny alalan’i Elia mpanompony.”+

  • Isaia 55:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 dia ho toy izany ny teny aloaky ny vavako.+ Tsy hiverim-potsiny atỳ amiko ny teniko,+ fa hanatanteraka izay sitrako+ ary hahomby amin’izay andefasako azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara