1 Mpanjaka 11:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary tamin’izay fotoana izay no nivoahan’i Jeroboama avy tany Jerosalema, ka nahitan’i Ahia+ mpaminany azy teny an-dalana. Akanjo vaovao no nanaovan’i Ahia Silonita,+ ary izy roa lahy irery no tany an-tsaha.
29 Ary tamin’izay fotoana izay no nivoahan’i Jeroboama avy tany Jerosalema, ka nahitan’i Ahia+ mpaminany azy teny an-dalana. Akanjo vaovao no nanaovan’i Ahia Silonita,+ ary izy roa lahy irery no tany an-tsaha.